Filazantsara araka an'i Lioka 22:58
Ary vetivety foana rehefa afaka izany, dia nisy olona hafa koa nahita azy ka nanao hoe: Hianao koa mba naman’ ireny. Fa Petera nanao hoe: Ralehilahy, tsy mba namany aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
57Fa izy nandà ka nanao hoe: Ravehivavy, tsy fantatro Izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 22
Cross References
Matthew 26:71Ary nony niala ho eo am-bavahady izy, dia nahita azy ny ankizivavy anankiray koa ka nilaza tamin’ izay teo hoe: Ity koa nomba an’ i Jesosy avy any Nazareta.
John 18:25Ary Simona Petera nijanona namindro. Dia nisy nilaza taminy hoe: Moa ianao koa mba isan’ ny mpianany? Fa izy nandà ka nanao hoe: Tsia.