Filazantsara araka an'i Lioka 22:65
Ary niteny ratsy izy nilaza zavatra maro hafa koa nanaratsiany Azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And many other things blasphemously spake they against him.
In Context
64Ary rehefa nanampi-maso Azy izy, dia nanontany Azy hoe: Maminania; iza moa no namely Anao?
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 22
Cross References
Matthew 27:39Ary izay nandalo dia niteny ratsy Azy, sady nihifikifi-doha
Acts 26:11Ary nampijaly azy matetika teo amin’ ny synagoga rehetra aho ka nanery azy hiteny ratsy; ary satria very saina tamin’ ny fahatezerako taminy aho, dia nanenjika azy hatramin’ ny tanàna any ivelany koa aza.