Filazantsara araka an'i Lioka 22:67
Raha Hianao no Kristy, dia lazao aminay. Fa hoy Izy taminy: Na dia hilaza aminareo aza Aho, dia tsy hino ianareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Art thou the Christ? tell us. And he said unto them, If I tell you, ye will not believe:
In Context
68Ary na dia hanontany aza Aho, dia tsy hamaly akory ianareo.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 22
Cross References
Matthew 26:63Nefa tsy niteny Jesosy. Dia hoy ny mpisoronabe taminy: Ampianianiko amin’ Andriamanitra velona Hianao hilaza aminay, raha Hianao no Kristy, Zanak’ Andriamanitra.
Luke 16:31Fa hoy Abrahama taminy: Raha tsy mihaino an’ i Mosesy sy ny mpaminany izy, dia tsy hety hino izy, na dia misy mitsangana amin’ ny maty aza.
John 8:43Nahoana no tsy azonareo ny teniko? satria tsy mahay mihaino ny teniko ianareo.
John 10:24Dia nitangoronan’ ny Jiosy Izy ka nanontaniany hoe: Ambara-pahoviana no hampisalasalanao anay? Raha Hianao no Kristy, dia lazao marimarina aminay.
John 18:21koa nahoana no manontany Ahy ianao? Ireo nihaino no anontanio izay nolazaiko taminy; fa ireo no mahalala izay nolazaiko.