Filazantsara araka an'i Lioka 23:1
Ary ny olona rehetra nitsangana ka nitondra an’ i Jesosy tany amin’ i Pilato,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the whole multitude of them arose, and led him unto Pilate.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 23
Cross References
Matthew 27:11Ary Jesosy nitsangana teo anatrehan’ ny governora; ary ny governora nanontany Azy ka nanao hoe: Hianao va no Mpanjakan’ ny Jiosy? Dia hoy Jesosy taminy: Voalazanao.
Luke 22:66Ary raha vao nazava ny andro, niangona ny loholona, dia ny lohan’ ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, ka nitondra an’ i Jesosy ho eo amin’ ny Synedriona, dia nanao hoe: