bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 23 › Filazantsara araka an'i Lioka 23:15
Filazantsara araka an'i Lioka 23:15
Tsia, na dia Heroda koa aza, fa namerina Azy hoy amintsika izy; ary, indro, tsy nisy zavatra nataony izay tokony hahafaty Azy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
No, nor yet Herod: for I sent you to him; and, lo, nothing worthy of death is done unto him.
In Context
14dia hoy izy taminy: Entinareo atỳ amiko ity Lehilahy ity toy ny nampiodina ny vahoaka; ary, indro, efa nanadina Azy teto anatrehanareo aho, nefa tsy hitako izay helok’ ity Lehilahy ity amin’ izay iampanganareo Azy.
16koa hofaizako Izy, dia halefako.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 23
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 23:15