Filazantsara araka an'i Lioka 23:20
Ary satria tian’ i Pilato halefa Jesosy, dia niteny indray izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Pilate therefore, willing to release Jesus, spake again to them.
In Context
19Nefa natao tao an-tranomaizina io Barabasy io noho ny fikomiana tao an-tanàna sy ny vonoan-olona.
21Fa ny olona niantso kosa ka nanao hoe: Homboy, homboy amin’ ny hazo fijaliana Izy!
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 23
Cross References
Matthew 14:8Ary rehefa nomen-dreniny saina razazavavy, dia nanao hoe: Omeo ahy eto an-dovia ny lohan’ i Jaona Mpanao-batisa.
Mark 15:15Ary Pilato ta-hahazo sitraka tamin’ ny vahoaka, ka dia nandefa an’ i Barabasy ho azy; fa Jesosy nasainy nokapohina, dia natolony azy mba hohomboana amin’ ny hazo fijaliana.