Filazantsara araka an'i Lioka 23:32
Ary nisy olon-dratsy roa lahy nentina hiaraka hovonoina aminy koa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And there were also two others, malefactors, led with him to be put to death.
In Context
31Fa raha ataony amin’ ny hazo maitso izany hatao ahoana amin’ ny maina?
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 23
Cross References
Isaiah 53:12Koa dia hanome Azy anjara amin’ ny lehibe Aho, ary hizara babo amin’ ny mahery Izy; Satria naidiny ho amin’ ny fahafatesana ny ainy, Ary natao ho isan’ ny mpanota Izy; Eny, Izy no nitondra ny fahotan’ ny maro sady manao fifonana ho an’ ny mpanota.
Mark 15:27Ary nisy jiolahy roa nohomboany tamin’ ny hazo fijaliana koa, ny anankiray teo amin’ ny ankavanany, ary ny anankiray teo amin’ ny ankaviany.
John 19:18Teo no nanomboana Azy tamin’ ny hazo fijaliana, ary nisy roa lahy koa niaraka taminy, iray avy teo an-daniny roa, ary Jesosy teo afovoany.