Filazantsara araka an'i Lioka 23:35
Ary ny olona nijanona teo ka nijery. Ary ny loholona kosa mba nandatsa ka nanao hoe: Namonjy ny sasany Izy; aoka hovonjeny ny tenany, raha Izy no Kristin’ Andriamanitra, dia Ilay nofidina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
36Ary ny miaramila koa nihomehy Azy, dia nankeo ka nanome Azy vinaingitra,
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 23
Cross References
Genesis 37:19Dia niresaka hoe izy: Indro, tamy ilay mpanonofy.
Psalms 22:6Hianao no nitarainany, ka afaka izy; Hianao no nitokiany, ka tsy menatra izy.
Psalms 22:17Fa mitangorona amiko ny amboa, ny fiangonan’ ny ratsy fanahy manemitra ahy. Manindrona ny tongotro aman-tanako izy
Psalms 35:19Aoka tsy hifalian’ izay mandrafy ahy foana aho; ary aoka tsy hami-maso izay mankahala ahy tsy ahoan-tsy ahoana.
Psalms 69:26Aoka ho foana ny tobiny; aza avela hisy hitoetra ao an-dainy.
Isaiah 42:1Indro ny Mpanompoko, Izay tantanako, dia Ilay voafidiko sady sitraky ny foko Napetrako tao aminy ny Fanahiko; Hamoaka fitsipika ho an’ ny jentilisa Izy.