Filazantsara araka an'i Lioka 23:36
Ary ny miaramila koa nihomehy Azy, dia nankeo ka nanome Azy vinaingitra,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the soldiers also mocked him, coming to him, and offering him vinegar,
In Context
37sady nanao hoe: Raha Hianao no Mpanjakan’ ny Jiosy, vonjeo ny tenanao.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 23
Cross References
Psalms 69:21Ny latsa dia nanorotoro ny foko ka reraka indrindra aho; ary niandry antra aho, fa tsy nisy, sy mpanony fa tsy nahita.
Matthew 27:34dia nomeny divay miharo afero Izy hosotroiny; ary nony nanandrana izany Izy, dia tsy nety nisotro.
Mark 15:19Ary dia nikapoka ny lohany tamin’ ny volotara izy sady nandrora Azy, dia nandohalika sy niankohoka teo anatrehany.
Luke 23:11Ary Heroda sy ny miaramilany namingavinga Azy ka nanao Azy ho fihomehezana, dia nampiakanjo Azy akanjo tsara ka namerina Azy tany amin’ i Pilato.