bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 23 › Filazantsara araka an'i Lioka 23:6
Filazantsara araka an'i Lioka 23:6
Raha nandre izany Pilato, dia nanontany raha olona avy any Galilia Jesosy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
When Pilate heard of Galilee, he asked whether the man were a Galilaean.
In Context
5Fa vao mainka nandentika ireo ka nanao hoe: Nampiodina ny olona Izy sady nampianatra eran’ i Jodia rehetra, nanomboka hatrany Galilia ka hatraty.
7Ary rehefa fantany fa avy tamin’ ny tany tapahin’ i Heroda Izy, dia nampanatitra Azy tany amin’ i Heroda izy, fa tany Jerosalema koa Heroda tamin’ izany andro izany.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 23
Cross References
Luke 13:1Ary tamin’ izany andro izany nisy ny sasany teo izay nanambara tamin’ i Jesosy ny nanjo ny Galiliana, izay naharoharon’ i Pilato tamin’ ny fanatiny ny ràny.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 23:6