bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 24 › Filazantsara araka an'i Lioka 24:12
Filazantsara araka an'i Lioka 24:12
Fa Petera nitsangana, dia nihazakazaka nankany amin’ ny fasana; ary niondrika izy ka nahita ny lambam-paty mipetraka mitokana; dia lasa nody izy sady gaga noho ny zavatra izay tonga teo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then arose Peter, and ran unto the sepulchre; and stooping down, he beheld the linen clothes laid by themselves, and departed, wondering in himself at that which was come to pass.
In Context
11Nefa nataony ho arirarira foana izany teny izany ka tsy ninoany.
13Ary, indreo, nisy roa lahy tamin’ ireny nandeha tamin’ izany andro izany hankany amin’ ny vohitra atao hoe Emaosy, tokony ho enim-polo stadio raha any Jerosalema.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 24
Cross References
John 20:3Dia nandeha Petera sy ilay mpianatra anankiray ka nankany amin’ ny fasana.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 24:12