bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 24 › Filazantsara araka an'i Lioka 24:17
Filazantsara araka an'i Lioka 24:17
Ary hoy Izy taminy: Ahoana izao teny resahinareo etỳ am-pandehanana izao? Dia nijanona ireo sady nalahelo tarehy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he said unto them, What manner of communications are these that ye have one to another, as ye walk, and are sad?
In Context
16Nefa ny mason’ ireo nohazonina mba tsy hahafantarany Azy.
18Ary ny anankiray, izay atao hoe Kleopasy, namaly ka nanao taminy hoe: Hianao irery va no vahiny mitoetra any Jerosalema tsy mba mahalala izay zavatra tonga tao tamin’ izao andro izao?
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 24
Cross References
John 16:6Fa satria nilaza izany taminareo Aho, dia vonton’ alahelo ny fonareo.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 24:17