The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 24 › Filazantsara araka an'i Lioka 24:2

Filazantsara araka an'i Lioka 24:2

Ary hitany fa, indro, ny vato efa voakodia niala tamin’ ny fasana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And they found the stone rolled away from the sepulchre.

In Context

1Fa nony maraina koa tamin’ ny andro voalohany amin’ ny herinandro, dia nankany amin’ ny fasana izy nitondra ny zava-manitra izay efa namboariny.

3Dia niditra izy, nefa tsy nahita ny fatin’ i Jesosy Tompo.

Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 24

Cross References

Matthew 28:2Ary, indro, nisy horohorontany mafy; fa nisy anjelin’ ny Tompo nidina avy tany an-danitra, dia nankeo ka nanakodia ny vato, dia nipetraka teo amboniny.

Mark 16:3Ary niresaka hoe izy: Iza re no hanakodia ny vato ho afaka amin’ ny varavaram-pasana hisolo antsika?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Lioka 24:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Lioka 24:1Filazantsara araka an'i Lioka 24Filazantsara araka an'i Lioka 24:3 →