Filazantsara araka an'i Lioka 24:25
Ary hoy Izy taminy: Ry adala sy votsa saina ka tsy mino izay rehetra nolazain’ ny mpaminany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then he said unto them, O fools, and slow of heart to believe all that the prophets have spoken:
In Context
26Moa tsy tokony ho niaritra izany va Kristy ka hiditra any amin’ ny voninahiny?
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 24
Cross References
Mark 8:17Ary Jesosy nahalala izany, dia nanao taminy hoe: Nahoana ianareo no miara-misaina, satria tsy manana mofo? Tsy mbola mahazo an-tsaina na mahafantatra va ianareo? Efa mafy va ny fonareo?
Mark 16:14Rehefa afaka izany, dia niseho tamin’ ny iraika ambin’ ny folo lahy Jesosy, raha nipetraka nihinana ireo; ary izy nanome tsiny azy noho ny tsi-finoany sy ny hamafin’ ny fony, satria tsy ninoany ireo efa nahita Azy, rehefa nitsangana Izy.