Filazantsara araka an'i Lioka 24:3
Dia niditra izy, nefa tsy nahita ny fatin’ i Jesosy Tompo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they entered in, and found not the body of the Lord Jesus.
In Context
2Ary hitany fa, indro, ny vato efa voakodia niala tamin’ ny fasana.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 24
Cross References
Matthew 16:5Ary rehefa tonga teny am-pita ny mpianatra, dia nanadino hitondra mofo izy.
John 20:6Ary avy koa Simona Petera nanaraka azy, dia niditra tao am-pasana ka nijery ny lambam-paty nipetraka teo,