bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 24 › Filazantsara araka an'i Lioka 24:34
Filazantsara araka an'i Lioka 24:34
sady nilaza hoe: Efa nitsangana marina tokoa ny Tompo ka efa niseho tamin’ i Simona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Saying, The Lord is risen indeed, and hath appeared to Simon.
In Context
33Dia niainga tamin’ izany ora izany izy roa lahy ka niverina nankany Jerosalema, ary nahita ny iraika ambin’ ny folo lahy mbamin’ izay nomba azy tafangona teo
35Ary ireo kosa dia nilaza izay efa niseho teny an-dalàna sy ny nahafantarany Azy tamin’ ny namakiana ny mofo.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 24
Cross References
Luke 22:54Ary izy ireo nisambotra an’ i Jesosy, dia nitondra Azy ho ao an-tranon’ ny mpisoronabe. Ary Petera nanaraka teny lavidavitra eny.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 24:34