Filazantsara araka an'i Lioka 24:35
Ary ireo kosa dia nilaza izay efa niseho teny an-dalàna sy ny nahafantarany Azy tamin’ ny namakiana ny mofo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they told what things were done in the way, and how he was known of them in breaking of bread.
In Context
34sady nilaza hoe: Efa nitsangana marina tokoa ny Tompo ka efa niseho tamin’ i Simona.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 24
Cross References
Mark 16:12Ary taorian’ izany Jesosy dia niseho tamin’ ny endrika hafa tamin’ ny roa lahy aminy, izay nankany an-tsaha.
Acts 2:42Ary izy ireo naharitra tamin’ ny fampianaran’ ny Apostoly sy ny fiombonana sy ny famakiana ny mofo ary ny fivavahana.