Filazantsara araka an'i Lioka 24:37
Dia taitra sady raiki-tahotra izy, satria nataony fa nahita matoatoa izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But they were terrified and affrighted, and supposed that they had seen a spirit.
In Context
38Nefa hoy Jesosy taminy: Nahoana no taitra ianareo? ary nahoana no miahanahana ny fonareo?
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 24
Cross References
1 Samuel 28:13Ary hoy ny mpanjaka taminy: Aza matahotra; fa inona no hitanao? Ary hoy ravehivavy tamin’ i Saoly: Andriamanitra miakatra avy amin’ ny tany no hitako.
Matthew 14:26Ary nony nahita Azy nitsangantsangana tambonin’ ny ranomasina ny mpianatra, dia raiki-tahotra ka nanao hoe: Matoatoa io; dia niantso izy noho ny tahotra.
Luke 16:30Fa hoy kosa izy: Tsia, ry Abrahama, raiko; fa raha misy miala amin’ ny maty hankany aminy, dia hibebaka izy.