Filazantsara araka an'i Lioka 24:4
Ary raha mbola very hevitra tamin’ izany izy, indreo, nisy roa lahy niseho taminy nitafy fitafiana manelatrelatra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
3Dia niditra izy, nefa tsy nahita ny fatin’ i Jesosy Tompo.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 24
Cross References
Matthew 28:2Ary, indro, nisy horohorontany mafy; fa nisy anjelin’ ny Tompo nidina avy tany an-danitra, dia nankeo ka nanakodia ny vato, dia nipetraka teo amboniny.
John 20:11Fa Maria nijanona nitomany teo ivelan’ ny fasana; ary raha nitomany izy, dia niondrika nitsirika ny tao am-pasana