The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 24 › Filazantsara araka an'i Lioka 24:41

Filazantsara araka an'i Lioka 24:41

Ary raha mbola tsy nino ihany izy ireo noho ny hafaliana sady mbola talanjona, dia hoy Jesosy taminy: Manan-kanina va ianareo?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And while they yet believed not for joy, and wondered, he said unto them, Have ye here any meat?

In Context

40Ary rehefa niteny izany Izy, dia nasehony azy ny tànany sy ny tongony.

42Ary dia nomeny tapaky ny hazandrano voatono Izy.

Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 24

Cross References

Genesis 45:26Dia nilaza taminy izy ka nanao hoe: Mbola velona ihany Josefa, ary izy no mpanapaka ny tany Egypta rehetra, kanefa nangatsiaka ihany ny fon’ i Jakoba, fa tsy nino azy izy.

Psalms 126:1Fihirana fiakarana. Fony Jehovah nampody an’ i Ziona avy tamin’ ny fahababoany, Dia tahaka izay nanonofy isika.

John 16:22Ary ianareo dia manana alahelo ankehitriny; fa hahita anareo indray Aho, dia ho faly ny fonareo, ary tsy misy olona manaisotra ny fifalianareo aminareo.

John 21:10Hoy Jesosy taminy: Analao hazandrano amin’ ireo vao azonareo teo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Lioka 24:41

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Lioka 24:40Filazantsara araka an'i Lioka 24Filazantsara araka an'i Lioka 24:42 →