Filazantsara araka an'i Lioka 4:10
fa voasoratra hoe: Izy handidy ny anjeliny ny aminao mba hiaro Anao;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For it is written, He shall give his angels charge over thee, to keep thee:
In Context
11Ary eny an-tànany no hitondran’ ireo Anao, Fandrao ho tafintohina amin’ ny vato ny tongotrao.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 4
Cross References
Psalms 91:11Fa Izy handidy ny anjeliny ny aminao Mba hiaro anao eny amin’ izay rehetra halehanao.
Luke 4:8Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Voasoratra hoe: Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao.
Hebrews 1:14Tsy fanahy manompo va izy rehetra, nirahina hanao fanompoana ho an’ izay handova famonjena?