Filazantsara araka an'i Lioka 4:30
Nefa Izy namaky teo afovoany, ka dia lasa nandeha.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But he passing through the midst of them went his way,
In Context
31Ary nidina tany Kapernaomy, tanàna any Galilia, Jesosy ka nampianatra ny olona tamin’ ny Sabata.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 4
Cross References
John 8:59Dia naka vato hitoraka Azy ny olona; fa Jesosy niery ka niala teo an-kianjan’ ny tempoly.
John 18:6Ary raha Jesosy vao nilaza taminy hoe: Izaho no Izy, dia nianotra ireo ka lavo tamin’ ny tany.