bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 4 › Filazantsara araka an'i Lioka 4:33
Filazantsara araka an'i Lioka 4:33
Ary nisy olona tao amin’ ny synagoga, izay nanana ny fanahin’ ny demonia maloto, dia niantso tamin’ ny feo mahery izy
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And in the synagogue there was a man, which had a spirit of an unclean devil, and cried out with a loud voice,
In Context
32Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.
34ka nanao hoe: Indrisy! moa mifaninona akory izahay sy Hianao, ry Jesosy avy any Nazareta? avy handringana anay va Hianao? Fantatro fa Ilay Masin’ Andriamanitra Hianao.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 4
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 4:33