Filazantsara araka an'i Lioka 5:11
Ary rehefa nampiantsona ny sambokeliny teo an-tanety izy, dia nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka an’ i Jesosy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when they had brought their ships to land, they forsook all, and followed him.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 5
Cross References
Matthew 4:20Dia nandao ny harato niaraka tamin’ izay izy ka nanaraka Azy.
Matthew 19:27Dia namaly Petera ka nanao taminy hoe: Indro, izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka Anao; koa inona ary no ho azonay?
Mark 10:21Ary Jesosy nijery azy tsara, dia tia azy ka nanao taminy hoe: Diso zavatra iray loha ianao; mandehana, amidio izay rehetra anananao ka omeo ny malahelo, dia hanana rakitra any an-danitra ianao; ary avia hanaraka Ahy.
Luke 5:28Ary nahafoy ny zavatra rehetra izy ka nitsangana, dia nanaraka Azy.
Philippians 3:7Nefa izay azoko ho tombony dia nataoko fatiantoka kosa noho ny amin’ i Kristy.