bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 5 › Filazantsara araka an'i Lioka 5:23
Filazantsara araka an'i Lioka 5:23
Iza moa no moramora kokoa, ny manao hoe va: Voavela ny helokao, sa ny manao hoe: Mitsangàna, ka mandehana?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Whether is easier, to say, Thy sins be forgiven thee; or to say, Rise up and walk?
In Context
22Fa Jesosy nahafantatra ny eritreriny, dia namaly ka nanao taminy hoe: Nahoana ianareo no mieritreritra ao am-ponareo?
24Fa mba ho fantatrareo fa ny Zanak’ olona manana fahefana etỳ ambonin’ ny tany hamela heloka ― dia hoy Izy tamin’ ilay mararin’ ny paralysisa: Izaho milaza aminao hoe: Mitsangàna, dia betao ny fandrianao, ary modia any an-tranonao.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 5
Cross References
Mark 2:9Iza moa no moramora kokoa, ny manao amin’ ilay mararin’ ny paralysisa hoe: Voavela ny helokao, sa ny manao hoe: Mitsangàna, betao ny fandrianao, ka mandehana?
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 5:23