Filazantsara araka an'i Lioka 5:6
Ary rehefa nataony izany, dia nahazo hazandrano be dia be izy, ka efa nisy triatra ny haratony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when they had this done, they inclosed a great multitude of fishes: and their net brake.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 5
Cross References
2 Kings 4:3Ary hoy izy: Andeha mindram-bilany amin’ ny namanao rehetra manodidina, dia vilany tsy misy zavatra, nefa aza atao vitsy.
John 21:6Ary hoy Izy taminy: Alatsaho eo amin’ ny sisiny ankavanan’ ny sambokely ny haratonareo, dia hahazo ianareo. Koa dia nalatsany izany, ka tsy zakany nakarina noho ny habetsahan’ ny hazandrano.
Acts 2:41Ary izay nandray tsara ny teniny dia natao batisa; ary tokony ho telo arivo no olona nanampy ho isany tamin’ izany andro izany.
1 Corinthians 15:58Koa amin’ izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin’ ny asan’ ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin’ ny Tompo.