bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 5 › Filazantsara araka an'i Lioka 5:9
Filazantsara araka an'i Lioka 5:9
Fa talanjona izy sy izay rehetra teo aminy noho ny haben’ ny hazandrano izay azony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For he was astonished, and all that were with him, at the draught of the fishes which they had taken:
In Context
8Ary rehefa hitan’ i Simona Petera izany, dia niankohoka tamin’ ny tongotr’ i Jesosy izy ka nanao hoe: Tompoko, mialà amiko, fa olo-meloka aho.
10Ary toy izany koa Jakoba sy Jaona, zanak’ i Zebedio, izay niombon-draharaha tamin’ i Simona. Dia hoy Jesosy tamin’ i Simona: Aza matahotra; hatramin’ izao ankehitriny izao dia olona kosa no ho azonao.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 5
Cross References
Psalms 8:8Dia ny ondry aman’ osy sy ny omby rehetra, ary ny bibidia koa,
Luke 2:18Ary izay rehetra nandre dia gaga tamin’ izay zavatra nolazain’ ny mpiandry ondry taminy.
Luke 4:36Ary talanjona avokoa izy rehetra ka niresaka hoe: Manao ahoana izao teny izao! fa amin’ ny fahefana sy ny hery no andidiany ny fanahy maloto, dia mivoaka ireo.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 5:9