Filazantsara araka an'i Lioka 6:11
Dia safotry ny hatezerana izy ireo ka nioko ny amin’ izay hanaovany an’ i Jesosy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they were filled with madness; and communed one with another what they might do to Jesus.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 6
Cross References
Psalms 2:1Nahoana no mitabataba ny jentilisa, ary misaina anoano foana ny firenena?
Matthew 12:14Ary ny Fariseo dia lasa nivoaka ka niara-nisaina mba hahafaty Azy.
Luke 4:28Dia tezitra loatra izay rehetra teo amin’ ny synagoga, raha nandre izany,
John 11:47Ary ny lohan’ ny mpisorona sy ny Fariseo nanangona ny Synedriona ka nanao hoe: Ahoana no hataontsika? fa iny Lehilahy iny dia manao famantarana maro.
Acts 4:19Fa Petera sy Jaona kosa namaly azy ka nanao hoe: Tsaraonareo na marina eo imason’ Andriamanitra, na tsia, ny hanaiky anareo mihoatra noho Andriamanitra.
Acts 7:54Ary nony nandre izany izy ireo, dia lotika ny fony, ka nihidy vazana taminy izy.