bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 6 › Filazantsara araka an'i Lioka 6:18
Filazantsara araka an'i Lioka 6:18
ary izay nampahorin’ ny fanahy maloto dia nositranina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they that were vexed with unclean spirits: and they were healed.
In Context
17Ary Jesosy niara-nidina tamin’ ireo, dia nijanona teo an-kamarenana Izy sy ny mpianany maro mbamin’ ny vahoaka betsaka avy tany Jodia rehetra sy Jerosalema, ary avy tany amoron-dranomasina any Tyro sy Sidona, izay tonga mba hihaino Azy sy hositranina amin’ ny aretiny;
19Ary ny vahoaka rehetra nitady hanendry Azy, satria nisy hery niala taminy ka nahasitrana azy rehetra.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 6
Cross References
Matthew 17:15Tompoko, mamindrà fo amin’ ny zanako-lahy, fa mararin’ ny androbe izy ka mahantra tokoa; fa matetika izy no mianjera ao amin’ ny afo, ary matetika ao amin’ ny rano.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 6:18