Filazantsara araka an'i Lioka 6:32
Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota koa aza mba tia izay tia azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For if ye love them which love you, what thank have ye? for sinners also love those that love them.
In Context
31Ary araka izay tianareo hataon’ ny olona aminareo, dia mba ataovy aminy kosa.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 6
Cross References
1 Peter 2:19Fa izao no ankasitrahana: raha misy olona mitondra alahelo ka mandefitra ny tsy marina noho ny fieritreretana ny amin’ Andriamanitra.