Filazantsara araka an'i Lioka 6:44
Fa samy fantatra amin’ ny voany avy ny hazo rehetra; fa tsy misy manoty aviavy amin’ ny tsilo, na voaloboka amin’ ny voaroy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
43Fa tsy misy hazo tsara mamoa voa ratsy na hazo ratsy mamoa voa tsara.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 6
Cross References
Galatians 5:19Fa miharihary ny asan’ ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijejojejoana,
James 3:12Ry rahalahiko, ny aviavy va mety mamoa voan’ oliva, na ny voaloboka mamoa voan’ aviavy? Toy izany ny rano masirasira tsy mba ivoahan’ ny mamy.