Filazantsara araka an'i Lioka 7:45
Tsy mba nanoroka Ahy akory ianao; fa izy, hatr’ izay nidirako, dia tsy mbola nitsahatra nanoroka fatratra ny tongotro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou gavest me no kiss: but this woman since the time I came in hath not ceased to kiss my feet.
In Context
46Ny lohako tsy mba nohosoranao diloilo akory; fa izy kosa nanoso-menaka manitra ny tongotro.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 7
Cross References
Genesis 33:4Dia nihazakazaka hitsena azy Esao, ary nisakambina ny tendany, dia namihina sy nanoroka azy; ary samy nitomany izy mirahalahy.
2 Samuel 19:39Dia hoy ny mpanjaka: Handeha hiaraka amiko tokoa Kimama, ka hataoko aminy izay sitrakao, ary izay angatahinao dia hataoko ho anao.
Romans 16:16Mifanaova veloma amin’ ny fanorohana masìna. Ny fiangonana rehetra an’ i Kristy manao veloma anareo.
1 Thessalonians 5:26Manaova veloma ny rahalahy rehetra amin’ ny fanorohana masìna.