Filazantsara araka an'i Lioka 8:11
Koa izao no hevitry ny fanoharana: Ny voa dia ny tenin’ Andriamanitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now the parable is this: The seed is the word of God.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 8
Cross References
Matthew 13:19Raha misy mandre ny tenin’ ny fanjakana, fa tsy mahalala, dia avy ilay ratsy ka manaisotra izay nafafy tao am-pony. Dia izany no ilay nafafy teny amoron-dalana.
1 Corinthians 3:6Izaho namboly, Apolosy nandena, fa Andriamanitra no nampitombo.
James 1:21Koa ario ny fahalotoana sy ny lolompo rehetra, ary ekeo amin’ ny fahalemem-panahy ny teny nambolena, izay mahavonjy ny fanahinareo.