Filazantsara araka an'i Lioka 8:30
Ary Jesosy nanontany azy ka nanao hoe: Iza moa no anaranao? Dia hoy izy: Legiona; fa demonia maro no efa niditra tao anatiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
31Ary nifona taminy izy mba tsy handidiany azy hankany amin’ ny lavaka tsy hita noanoa.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 8
Cross References
Matthew 8:29Ary, indro, niantso izy ka nanao hoe: Moa mifaninona akory izahay sy Hianao, ry Zanak’ Andriamanitra ô? Tonga eto va Hianao hampijaly anay alohan’ ny fotoana?
Mark 5:9Dia nanontany azy Jesosy hoe: Iza moa no anaranao? Ary izy namaly hoe: Legiona no anarako, satria maro izahay.
Luke 8:2mbamin’ ny vehivavy sasany, izay nositraniny tamin’ ny fanahy ratsy sy ny aretina, dia Maria atao hoe Magdalena, izay efa nivoahan’ ny demonia fito,