bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 8 › Filazantsara araka an'i Lioka 8:34
Filazantsara araka an'i Lioka 8:34
Ary nony hitan’ ny mpiandry izany natao izany, dia nandositra izy ka nilaza izany tao an-tanàna sy tany an-tsaha.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
When they that fed them saw what was done, they fled, and went and told it in the city and in the country.
In Context
33Ary ny demonia, rehefa nivoaka tamin-dralehilahy, dia niditra tao anatin’ ny kisoa; ary ireo kisoa andiany ireo nitratrevatreva tamin’ ny hantsana ho any amin’ ny farihy, ka dia maty tany.
35Dia nivoaka ny olona mba hizaha izany natao izany; ary tonga tany amin’ i Jesosy izy, dia nahita an-dralehilahy izay efa nivoahan’ ny demonia, fa indro izy nipetraka teo anilan’ ny tongotr’ i Jesosy nitafy lamba sady ary saina; dia raiki-tahotra ireo.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 8
Cross References
Matthew 8:33Ary ny mpiandry nandositra, dia nankany an-tanàna ka nilaza ny zavatra rehetra ny amin’ ireo demoniaka.
Mark 5:14Ary ny mpiandry azy dia nandositra ka nilaza tao an-tanàna sy tany an-tsaha. Dia nandeha ny olona mba hizaha izany zavatra izany;
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 8:34