bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 8 › Filazantsara araka an'i Lioka 8:36
Filazantsara araka an'i Lioka 8:36
Ary izay efa nahita dia nanambara tamin’ ny olona ny namonjena an’ ilay demoniaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
They also which saw it told them by what means he that was possessed of the devils was healed.
In Context
35Dia nivoaka ny olona mba hizaha izany natao izany; ary tonga tany amin’ i Jesosy izy, dia nahita an-dralehilahy izay efa nivoahan’ ny demonia, fa indro izy nipetraka teo anilan’ ny tongotr’ i Jesosy nitafy lamba sady ary saina; dia raiki-tahotra ireo.
37Ary ny olona rehetra tany amin’ ny tanin’ ny Gerasena manodidina dia nangataka an’ i Jesosy hiala aminy, satria raiki-tahotra indrindra izy; ary Jesosy niondrana an-tsambokely ka niverina.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 8
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 8:36