Filazantsara araka an'i Lioka 8:9
Ary ny mpianany nanontany Azy ny amin’ izay hevitr’ izany fanoharana izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And his disciples asked him, saying, What might this parable be?
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 8
Cross References
Hosea 6:3Dia aoka hahalala, eny, aoka hiezaka hahalala an’ i Jehovah isika; Mahatoky toy ny maraina ny fiposahany, dia ho avy amintsika toy ny ranonorana mivatravatra Izy, sy toy ny fara orana izay mahavonto ny tany.
Matthew 13:18Koa amin’ izany dia henoinareo ny fanoharana ny amin’ ny mpamafy:
Matthew 15:15Ary Petera namaly ka nanao taminy hoe: Lazao aminay ny hevitr’ izany fanoharana izany.
Mark 4:34Ary raha tsy tamin’ ny fanoharana dia tsy niteny taminy Izy; ary tamin’ ny mangingina no nilazany tamin’ ny mpianany ny hevitr’ ireo rehetra ireo.
John 15:15Tsy hataoko hoe mpanompo intsony ianareo, fa ny mpanompo tsy mahalala izay ataon’ ny tompony; fa efa nataoko hoe sakaiza ianareo, satria izay rehetra reko tamin’ ny Raiko no nambarako taminareo.