Filazantsara araka an'i Lioka 9:14
Fa tokony ho dimy arivo lahy izy. Ary hoy Izy tamin’ ny mpianany: Asaovy mipetraka an-tokony izy ka tokony ho dimam-polo avy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
15Dia nataony izany, ka nampipetraka azy rehetra izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 9
Cross References
Mark 6:39Dia nasain’ i Jesosy nampipetraka ny olona rehetra hatao an-tokotokony eny ambonin’ ny ahi-maitso izy.
Mark 8:6Dia nasainy nipetraka tamin’ ny tany ny vahoaka; ary dia nandray ny mofo fito Izy, ka rehefa nisaotra, dia novakiny ka natolony ny mpianany mba harosony; dia narosony teny anoloan’ ny vahoaka izany.