Filazantsara araka an'i Lioka 9:17
Dia nihinana izy rehetra ka voky; ary nangonina izay sombintsombiny sisa tsy lany, ka nisy roa ambin’ ny folo harona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 9
Cross References
Psalms 37:16Tsara lavitra ny kely ananan’ ny ratsy fanahy maro.
Proverbs 13:25Ny marina mihinana ka voky tsara; Fa noana ny kibon’ ny ratsy fanahy.
Matthew 15:37Ary nihinana avokoa izy rehetra, ka dia voky; ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany, ka dia nahafeno sobiky fito.
Mark 6:42Ary samy nihinana avokoa ny olona rehetra ka voky.
Mark 8:19Raha ny mofo dimy no novakiko ho an’ ny dimy arivo, firy harona moa no sombintsombiny nangoninareo? Hoy ny mpianany taminy: Roa ambin’ ny folo.
Philippians 4:18Fa manana ny zavatra rehetra aho sady manana amby ampy aza; feno aho, rehefa nandray tamin’ i Epafrodito ilay zavatra nampitondrainareo, dia hanitra ankasitrahana, fanatitra tian’ Andriamanitra sady ankasitrahany.