bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 9 › Filazantsara araka an'i Lioka 9:37
Filazantsara araka an'i Lioka 9:37
Ary nony ampitson’ iny, raha nidina avy teo an-tendrombohitra izy ireo, dia nisy vahoaka betsaka nitsena an’ i Jesosy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it came to pass, that on the next day, when they were come down from the hill, much people met him.
In Context
36Ary rehefa nitsahatra ny feo, dia Jesosy irery ihany no hita. Ary nangina izy ireo ka tsy nilazalaza tamin’ olona na dia iray akory aza tamin’ izany andro izany ny amin’ izay zavatra efa hitany.
38Ary, indro, nisy lehilahy anankiray avy teo amin’ ny vahoaka nitaraina mafy hoe: Mpampianatra ô, masìna Hianao, mamindrà fo amin’ ny zanako! fa zanako-lahy tokana izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 9
Cross References
Mark 9:14Ary nony tonga teo amin’ ny mpianatra izy, dia nahita vahoaka betsaka manodidina azy sy mpanora-dalàna niady hevitra taminy.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 9:37