Filazantsara araka an'i Lioka 9:4
Ary izay trano hidiranareo, dia ao no itoero, ary avy ao indray no ialao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And whatsoever house ye enter into, there abide, and thence depart.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 9
Cross References
Matthew 10:11Ary izay tanàna na vohitra hiakaranareo, dia fantaro tsara izay miendrika ao; ka mitoera ao aminy mandra-pialanareo.
Luke 10:5Ary izay trano idiranareo, dia lazao aloha hoe: Fiadanana ho amin’ ity trano ity.