Filazantsara araka an'i Lioka 9:40
Ary nangataka tamin’ ny mpianatrao aho mba hamoaka izany, fa tsy afany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And I besought thy disciples to cast him out; and they could not.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 9
Cross References
Matthew 17:20Ary hoy Jesosy taminy: Noho ny fahakelezan’ ny finoanareo ihany; fa lazaiko aminareo marina tokoa: Raha manana finoana hoatra ny voan-tsinapy iray aza ianareo ka hiteny amin’ io tendrombohitra io hoe: Mifindrà erỳ, dia hifindra izy; ary tsy hisy tsy ho hainareo hatao.
Luke 10:17Ary ny fito-polo lahy niverina tamin’ ny fifaliana ka nanao hoe: Tompo ô, na dia ny demonia aza dia manaiky anay noho ny anaranao.