Filazantsara araka an'i Lioka 9:55
Fa Izy nitodika, dia niteny mafy azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But he turned, and rebuked them, and said, Ye know not what manner of spirit ye are of.
In Context
56Dia nankany amin’ ny vohitra hafa Izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 9
Cross References
1 Samuel 24:4Ary tonga teo amin’ ny valan’ ondry tamoron-dalana izay nisy zohy izy, ka niditra tao Saoly mba hiavela; nefa Davida sy ny olony efa nipetraka tao anatin’ ny zohy.
2 Samuel 19:22Fa namaly Abisay, zanak’ i Zeroia, ka nanao hoe: Tsy hovonoina va Simey noho izany, satria efa nanozona ny voahosotr’ i Jehovah izy?
Job 26:4Iza no nandaharanao teny? Ary fanahin’ izay no nivoaka avy tao aminao?
Job 34:4Koa aoka izay rariny no hodinihintsika, ary aoka hiara-mamantatra izay tsara isika.
Job 42:6Koa dia miaiky sy mibebaka Eto amin’ ny vovoka sy ny lavenona aho.
Jeremiah 17:9Ny fo dia mamitaka mihoatra noho ny zavatra rehetra sady manana aretina tsy azo sitranina; Iza moa no mahafantatra ny aminy?