Bokin'i Malakia 1:5
Ary ny masonareo no hahita, ka dia hiteny ianareo hanao hoe: Jehovah dia lehibe any an-koatry ny tanin’ ny Isiraely.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And your eyes shall see, and ye shall say, The LORD will be magnified from the border of Israel.
In Context
Cross References
Deuteronomy 11:7fa ny masonareo efa nahita ny asa lehibe rehetra izay nataon’ i Jehovah.
1 Samuel 12:16Koa mitsangàna ankehitriny, ka jereo izao zavatra lehibe hataon’ i Jehovah eto imasonareo izao:
Psalms 35:26Aoka ho menatra sy hangaihay avokoa izay mifaly amin’ ny manjo ahy; aoka hitafy henatra sy fahafaham-baraka izay mirehareha amiko.
Psalms 83:17Sarony henatra ny tavany, mba hitadiavany ny anaranao, Jehovah ô.
Ezekiel 38:23Ka dia hasehoko ny fihalehibiazako sy ny fahamasinako; ary ho fantatra eo imason’ ny firenena maro Aho: ka dia ho fantany fa Izaho no Jehovah.
Micah 5:4Ary Izy no ho fiadanana; Raha tonga eto amin’ ny tanin-tsika ny Asyriana Ka miditra ao amin’ ny tranobentsika, Dia hanangana mpiandry ondry fito sy mpanapaka valo hisakana azy isika.