Malachi 3:13
Ny teninareo dia mahery mamely Ahy hoy Jehovah. Nefa hoy ianareo: Inona no resakay nentinay namely Anao?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
2 Chronicles 32:14Iza amin’ ny andriamanitr’ ireo firenena efa naringan’ ny razako ireo no nahavonjy ny olony tamin’ ny tanako, ka dia hahavonjy anareo amin’ ny tanako va ny Andriamanitrareo?
Job 34:7Aiza moa no misy lehilahy tahaka an’ i Joba, izay manaram-po amin’ ny famingavingana toy ny fisotro rano.
Psalms 10:11Hoy izy anakampony: efa nanadino Andriamanitra, efa nanafina ny tavany Izy ka tsy hahita mandrakizay.
Isaiah 5:19Dia izay manao hoe: Aoka hohafainganiny sy hododonany ny asany, mba ho hitantsika, Ary aoka izay kasain’ ny Iray Masin’ ny Isiraely ho mby akaiky ka ho tanteraka, mba ho fantatsika!
Isaiah 37:23Fa iza no nohaikainao sy nompanao? Ary hanohitra an’ iza no nanandratanao ny feonao sy nampiandrandranao ny masonao any ambony? Hanohitra ny Iray Masin’ ny Isiraely.
Ezekiel 35:13Ary nanao teny miavonavona namely Ahy ianareo sy nanamaro ny teninareo namely Aha; efa reko izany.