Filazantsara araka an'i Marka 1:30
Ary ny rafozam-bavin’ i Simona nandry teo nanavin’ ny tazo; ary niaraka tamin’ izay dia nilaza azy taminy izy ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But Simon’s wife’s mother lay sick of a fever, and anon they tell him of her.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 1
Cross References
Mark 5:23ka niangavy fatratra taminy hoe: Marary efa ho faty ny zanako-vavy kely; andeha re, mametraha ny tananao aminy, mba ho sitrana izy ka ho velona.
1 Corinthians 9:5Moa tsy mahazo mitondra vady izay isan’ ny mino va izahay, tahaka ny Apostoly sasany koa sy ny rahalahin’ ny Tompo ary Kefasy?