Filazantsara araka an'i Marka 10:9
Koa izay nakamban’ Andriamanitra dia aoka tsy hampisarahin’ olona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
What therefore God hath joined together, let not man put asunder.
In Context
8ary ho nofo iray izy roroa; ka dia tsy ho roa intsony izy, fa ho nofo iray ihany.
10Ary nony mby tao an-trano, dia nanontany ny amin’ izany koa ny mpianatra.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 10
Cross References
Romans 7:1Tsy fantatrareo, va, ry rahalahy (fa miteny amin’ izay mahalala ny lalàna aho), fa ny lalàna dia manapaka ny olona, raha mbola velona izy?