bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 12 › Filazantsara araka an'i Marka 12:41
Filazantsara araka an'i Marka 12:41
Ary raha nipetraka tandrifin’ ny fandatsahan-drakitra Jesosy, dia nijery ny fandatsaky ny vahoaka tao; ary maro ny mpanankarena nandatsaka be tao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jesus sat over against the treasury, and beheld how the people cast money into the treasury: and many that were rich cast in much.
In Context
40ary mandany ny tranon’ ny mpitondratena ka manao vavaka lavareny mba ho fiolahana; ireo no hahazo fahamelohana mafimafy kokoa.
42Fa nisy mpitondratena malahelo anankiray kosa tonga teo, ka nandatsaka farantsakely roa an-kevitry ny variroaventy avy.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 12
Cross References
2 Kings 12:9Ary ny mpisorona nanaiky tsy handray vola amin’ ny olona intsony sady tsy hanamboatra ny simba amin’ ny trano.
Luke 21:1Ary Jesosy nanopy ny masony nahita ny mpanankarena mandatsa-drakitra tao amin’ ny fandatsahan-drakitra;
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 12:41