bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 13 › Filazantsara araka an'i Marka 13:18
Filazantsara araka an'i Marka 13:18
Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin’ ny ririnina izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And pray ye that your flight be not in the winter.
In Context
17Ary lozan’ ny bevohoka sy ny mitaiza kely amin’ izany andro izany!
19Fa amin’ izany andro izany dia hisy fahoriana izay tsy mbola nisy toy izany hatrizay nanaovan’ Andriamanitra izao tontolo izao ka mandraka izao ankehitriny izao, sady tsy hisy intsony.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 13
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 13:18