Filazantsara araka an'i Marka 14:51
Ary nisy zatovo anankiray nanaraka Azy, ka lamba hariry madinika fotsiny ihany no nitafiany, ary nosamborin’ ny olona teo izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
50Ary samy nandao Azy izy rehetra ka nandositra.
52Dia navelany teny aminy ny lambany hariry madinika, ka nandositra nitanjaka izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 14
Cross References
Genesis 39:12Dia nisambotra azy tamin’ ny akanjony ravehivavy ka nanao hoe: Avia handry amiko; fa navelan’ i Josefa teo an-tànany ny akanjony, dia nandositra izy ka nivoaka teny ala-trano.